Entry | 1 ampandriana |
Root | 2 andry |
Part of speech | 3 relative verb |
Explanations in French |
4 [1.3#41] |
Examples |
5 ampandriana tsara ny mara-ry dia rakofana lamba mafa-na izy. [2.445] 6 Akory ny hagaganay fa nihanafana i Manana, nitombo harerahana, ary nandoa sy nivalana tao ampandriana tao. [2.472] 7 avy eo, manendy ny ranondresy amin' ny vilany madinika maromaro ambaram-pivadiny ho siramamy azo ampandriana amin' ny lasitra. [2.470] 8 Taloha kely, hoy Zaka somary nisondrotra teo ampandriana hiarina, dia noheverin' ise ho ny fahitako an' i Noro teo amin' ilay toerana, tahaka ny tamin' ny anganon' ise no nitiavako azy. [2.5] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 ampandriana, andamparany, andrampanay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |