|
|
|
|

Entry1  ampandrenesina
Root  2  re
Part of speech  3  passive verb
Explanations in English  4  to be announced; to have something announced to one [1.7]
Explanations in French  5  qu'on annonce; à qui on annonce, qu'on informe [1.8]
6  qu'on fait savoir [1.5#239]
Examples  7  Izay vao ampandrenesina ny fokolonona [2.436#59]
8  Dadabe, nampandrenesina ny resakay va ianao? [2.270#47]
9  Ary nampandrenesiny izahay mivady noho ny maha ray aman-dreny anay [2.59#321]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :

Anagrams  13  ampandrenesany, ampandrenesina

Updated on 2024/01/13