Entry ampanataovana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toerana misy fanataovana, izany hoe antontam-bato na zavatra hafa eny amoron-dalana izay natsipin' ny mpandalo nivoady na nangata-javatra [1.1]

Updated on 2020/07/31