Entry ampaly fasika
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Taratasy nopetahana fasika amin'ny dity ary ampiasaina hikikisana sy hanalamana hazo [1.13]
Explanations in French Papier verre [1.13]
Elementary words ampaly ; fasika

Updated on 2023/01/21