|
|
|
|

Entry1  amboalambo
Root  2  amboa
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  fetsy ratsy, karilahy janga, jejo: Ny miaraka amin'ny fetsy dia fetsy koatsy maha karilahy [Betsileo] [1.78]
5  Olona mivelona amin' ny hafetsifetsen-dratsy [1.1]
Explanations in English  6  A man who lives by trade, but never works; one who eats the fat of the land from what he has got in trade; the name given by the Sakalava to the Hova. [1.2]
Explanations in French  7  Chien sauvage: se disait des mauvais sujets [2.415#6410]
8  chevalier d'industrie, un fainéant de mauvaise moeurs [1.3#28]
Examples  9  Tsy haiko, fa amboalambo mahery maso be iny moa izy ka. [2.643#]
10  Telo no amboalambo : ny iray mpiasa, ny iray mpihinan-kena, ary ny iray jiolahy. [2.69#]
11  ka raha misy ratsiratsy íiasa ialahy isany, roabinay mihitsy tsy avelanay honina amin' ity tany ity fa amboalambo izany. [1.437#]
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word amboalambo

Updated on 2022/10/02