Entry ambakiloha
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny ilazana lamba kely ila, izay tsy mba ambainy roa mitovy no avitrana fa ambainy iray sy sasany: Akanjo soga ketrom-bozona sy lamba ambakiloha no nanaovany. (Kilalaon' afo: R. R. R. ) [1.1]
Explanations in French  [Tankarana] Sorte d'étoffe dont on se recouvre la nuit. [1.19]
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31