|
|
|
|

Entry 1  ambakaina
Root  2 amb
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Fitahina amin' ny varotra, na eo amin' ny lanjany, na eo amin' ny fatrany, sns: Nambakain' ny mpivarotra ianao, anaka, raha io no henana dimampolo
9 Fitahina noho ny fahatsorana be loatra na ny tsy fahalalana [1.1]
Explanations in English  10 to be deceived, to be defrauded, to be deluded, to be cheated. [1.2]
11 to be cheated, to be deluded [1.7]
Explanations in French  12 qu'on trompe, qu'on dupe [1.8]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  ambakaina, 14 iambakana

Updated on 2026/04/21