|
|
|
|

Entry1  ambainday
Elementary words  2  ambay, lay
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Ny halavan' ny sakan' ny lamba anaovana ny lay, na ny halavan' ny lain-tsambo, izay iankinan' ny tanjany sy ny heriny
5  Ny halehiben' ny fivelatry ny asa na zavatra iray: Mihevitra ny hanitatra ny ambaindain' itỳ orinasa itỳ aho [1.1]

Updated on 2024/08/13