Entry amaranana (farana)
Part of speech relative verb
Explanations in English  [1.2]
Examples 
1Latsabato avokoa no amaranana ny adihevitra. [2.332]
2Ny 15 aprily no tsy maintsy amaranana tanteraka ny lisitry ny mpifidy. [2.114]
Morphology 
Present : amaranana, amaranako, amarananao, amaranany, amaranantsika, amarananay, amarananareo, amaranan', amaranan-, amaranam-, amarana-
Past : namaranana, namaranako, namarananao, namaranany, namaranantsika, namarananay, namarananareo, namaranan', namaranan-, namaranam-, namarana-
Future : hamaranana, hamaranako, hamarananao, hamaranany, hamaranantsika, hamarananay, hamarananareo, hamaranan', hamaranan-, hamaranam-, hamarana-
Imperative : amarano

Anagrams 

Updated on 2023/01/20