|
|
|
|

Entry (1/3)1  amana
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Teny mpampitohy enti-mampitohy anarana na mpamaritra anarana roa, izay efa mahazatra ny olona ny mampiaraka azy: Vady aman-janaka ~ Na dia kely amana bitika aza izahay dia manana ny maha-izahay anay. [1.1]
Explanations in English  4 with, together with, and. It is used between nouns or verbs, as: ray aman-dreny; mihira amana mandihy. It is also used for amy, as aman-kenatra, with shame.. [1.2]
5 used with closely related things, as: ray aman-dreny (reny) : father and mother. [1.7]
Explanations in French  6 avec, et, sur, contre. [1.3]
7 qui sert à unir les mots apparentés; ex. : ray aman-dreny (reny) : père et mère. [1.8]
Morphology 
8  Simple :
All compound words  9  68 combinations of this word

Entry (2/3)10  amaña
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12 ambana, fandrahonana. [Betsileo] [1.78]

Entry (3/3)13  Amanà
Part of speech  14  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  15 Haman. [2.996]
Explanations in French  16 Aman. [2.996]
Vocabulary  17  Holy Scriptures
Synonyms  18 hamana, hamana, hamana
Biblical quotes  19 Chapters and verses mentioning Amanà
Article  20 Randzavola: Amanà ao amin' ny Baiboly

Anagrams  21 amaña, amana, Amanà, 22 Naamà

Updated on 2025/11/10