|
|
|
|

Entry1  amalona
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Names :
Vocabulary  5  Zoology: fishes
Explanations in Malagasy  6  Karazana hazandrano lavalava vatana malamalama, izay tsara hena fatratra. Ny amalona dia mety hahatratra 70 sm ny halavany; tsy azo hazaina izy raha mbola latsaka ny 30 sm. Ny amalona dia midina any andranomasina rehefa hanatody [1.1]
Explanations in English  7  an eel. [Mal. malany(?).] [1.2]
8  an eel [1.7]
Explanations in French  9  anguille [1.3, 1.8]
Examples  10  olo-matanjaka izany, mpaka amalona, mpaka akanga, mpaka tsipoy, mpaka orana. [2.48]
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  20  Proverbs containing the word amalona

Anagrams  21  amalano, amalona, manoala

Updated on 2023/06/06