|
|
|
|

Entry (1/2)1  alokaloka (aloka)
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
Explanations in English  6  shade, protection from the sun [1.7]
Explanations in French  7  ombre, abri du soleil. [1.8]
8  pénombre [1.13]
Examples  9  Nitokelaka izahay roalahy, namonjy alokaloka fa nitanika ny andro. [2.5]
10  Ny hatsaran' ny alokalony no antony nàmbolena azy indrindra; [1.38]
11  Feno hehy sy korana ny alokaloky ny lavarangana ary nisy aina terý ny vodi-hatafa sy voaniho. [2.499]
12  Raha hohosoranareo ho mpanjakanareo tokoa ary aho, dia avia ianareo ka mialofa ato amin'ny alokaloko [2.996]
Morphology 
13  Simple :

Entry (2/2)14  alokaloka
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  ahiahy [Betsileo] [1.78]

Anagrams  17  alokaloka, olakolaka

Updated on 2023/01/20