Entry aloiloy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana lalitra madinika kely izay manidintsidina manao andiany be dia be rehefa takariva, na aorian' ny orana, ary velona ora vitsivitsy monja [1.1]
Explanations in English A gnat, a small fly. [1.7]
Explanations in French Moucheron. [1.8]
Vocabulary 
Synonyms aloy

Updated on 2020/07/31