|
|
|
|

Entry (1/2)1  aloditra (loditra)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Entina mandambolambo [1.1]
Explanations in French  4  ce dont on se sert pour polir, rendre fin, beau, magnifique [1.3]
Examples  5  Nisy langilangy iray efa nentiny, io no naloditra tamin' ny vato ny lohany, ary ny feta azo tamin' izany no nahosotra ilay faritra mivonto. [2.472]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Entry (2/2)10  aloditra
Part of speech  11  Unspecified
Explanations in Malagasy  12  ranitina [Betsimisaraka] [1.78]

Anagrams  13  adilotra, aloditra

Updated on 2023/01/20