|
|
|
|

Entry 1  aloatra
Root  2 loatra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Avoaka avy anaty zavatra: Vary fotsy mifatsifatsy no naloatran' i neny avy ao anaty vilany [1.1]
Explanations in French  9 ce dont on se sert pour tirer le contenu d'une marmite [1.3]
Examples  10  Nampisotroina rano matetitetika i Manana, nefa izay nomena azy, toa naloany daholo. [2.472#95]

Anagrams  11 Alaotra, alaotra, aloatra

Updated on 2026/08/07