|
|
|
|

Entry (1/3) 1  alika
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  6 Olona ratsy toetra na vetaveta tsy mahalala menatra: Alika izany raha zaza. / Tsy alikan' izay zaza izany!. [1.1]
Explanations in English  7 Used also in contempt for a human being [1.2]
Explanations in French  8 cynique [1.3#22]
9 Terme d' injure : se disait de la mauvaise conduite [2.415]
Combinations  10  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word alika

Entry (2/3) 11  alika
Part of speech  12  noun
Derivatives 
Nouns :
Explanations in Malagasy  14 (alikalika no fampiasa kokoa) Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina [1.1]
Explanations in French  15 l'action de se montrer difficile, méticuleux, délicat [1.3#22]
Synonyms  16 alikalika
Combinations  17  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word alika

Entry (3/3) 18  alika
Part of speech  19  noun
Morphology 
20  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  35 Biby fiompy mampinono, mpihina-nofo, avo dia, lehibe noho ny saka, lava sofina sy vava, ary somary lava vatana kokoa (amin' ny ankamaroany, satria maro karazana ny alika). Ny feon' alika dia atao hoe vovò na mivovò; indraindray izy mivovò na mitaraindraina lavareny mandritra ny alina: mitomany valala no filaza azy amin' izay. Na dia mitovy ihany aza ny nantsoin' ny Ntaolo tamin' ny hoe alika sy amboa, ny hoe amboa dia mihajahaja kokoa taminy [1.1]
Explanations in English  36 a dog. See also amboa [1.2]
37 a dog [1.7]
Explanations in French  38 chien [1.3.fr#22, 1.54, 1.8, 1.13]
Vocabulary  39  Zoology: mammals
Analogs  40  amboa
Combinations  41  6 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word alika
Proverbs  42  Proverbs containing that word
Article  43 Randzavola: alika sy amboa ao amin' ny Baiboly

Anagrams  alika, 44 Ikala, 45 ilaka, 46 kalay, Kalay, 47 laika, 48 liaka

Updated on 2026/08/15