|
|
|
|

Entry 1  aletra
Root  2 letra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Ampidirina an-kery: Ka angaha azo aletra amin' izao ao anaty kiraro ny tongotra?
9 Alentika an-tery setra: Aza aletra ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy [1.1]
Explanations in French  10 qu'on enfonce, qu'on fait pénétrer, qu'on pousse, qu'on presse, qu'on fourre, qu'on introduit avec peine: Tsy azo aletra ao anatin' io hazo io ny fantsika (On ne peut pas enfoncer le clou dans ce bois) ~ Tsy azonao aletra ao anatin' ireo kiraro ireo ny tongotrao (Vous ne pouvez pas faire entrer vos pieds dans ces souliers) [1.3]
Examples  11  Tsy nisy azo natao fa dia naletra fotsiny tany, naforitra ny hatony, ary nodonina hiditra ny tampon-dohany. [2.472#102]

Anagrams  aletra, 12 elatra

Updated on 2026/04/19