|
|
|
|

Entry1  aleo ... toy izay
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny enti-milaza fampitahana ka ny teny eo aorian' ny hoe "aleo" dia ilazana zavatra na hevitra eken' ny be sy ny maro fa marina na tsara kokoa: Aleo ho faty rahampitso toy izay maty anio
Na zavatra tiana na sitraka kokoa: Aleo maty toy izay menatra olona. / Aleoko ny akondro toy izay ny paiso
Explanations in English  4  [1.7] better ... than
Explanations in French  5  [1.8] mieux vaut... que
Elementary words  6  aleo, toy, izay

Updated on 2024/12/07