Entry | 1 ala safay |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] fanaovan-javatra tsizarizary mba hisehoana ho nanao fotsiny ka hahafa-tsiny eo imason' ny olona |
Explanations in English |
4 [1.2] Used in the following: mialasafay |
Examples |
5 [2.4] Teny foana ny masoko, hany ka na dia ny vavaka fanao eo am-pidirana aza natao alasafay fotsiny. 6 [2.503#] Mba nody nampidirina alasafay ihany ny Teny sy ny Tantara malagasy, saingy mbola ny teny frantsay ihany no taranjam-pianarana nahafaka na tsy nahafaka fanadinana. |
Elementary words | 7 ala, safay |
Compound words |
|
Quotes | 9 Texts mentioning ala safay |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |