Entry alaovalo
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Lalandava lalandava, tsy manam-piafarana, fanao manaraka ny teny hoe "mandrakizay doria antaranoana" mba hahamafy kokoa ny heviny: Mandrakizay doria alaovalo, mandrakizay doria antaranoana alao valo [1.1]
 Elabe, tsy manam-pahataperana [2.285]
Explanations in English [Ar. al-ava'lu, the first, the beginning.] For ever and ever. Used with mandrakizay. [1.2]
Examples 
1Fa dieny mbola tsy manao am-pihi-mamba ny alaovalo mandrakizay. [1.221]
2Koa tsy asehoko amy ny tany mandrakizay mandrakizay alaovalo hoy izy. [2.59]
Compound words 

Updated on 2023/08/11