|
|
|
|

Entry 1  alanto
Root  2 lanto
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Alamina, alahatra: Alantoy tsara ireto entako ireto
9 Atao mirindra tsara, atao tsara lahatra: Nalanton' ny mpikabary tsara ny teniny ka nikoy ny mpihaino rehetra [1.1]

Anagrams  alanto, 10 latona, 11 Lotana, 12 tolana, tolàna

Updated on 2026/08/13