|
|
|
|

Entry1  ala mosavy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fanandramana kely amin' ny hanina aroso na amin' ny zavatra atao fanomezana, eo imason' ilay olona omena azy, mba hampahatoky azy fa tsy misy mosavy ilay zavatra
Explanations in French  4  [1.3#19] Action de goûter des comestibles offerts en présent
Elementary words  5  ala, mosavy

Updated on 2024/12/07