|
|
|
|

Entry (1/2)1 alafy
Root  2lafy
Part of speech  3 passive verb
Explanations in Malagasy  4Amidy ambongadiny (mba hatao varotra antsinjarany): Nalafiko taminy ny tsaramaso sy voanjobory rehetra terỳ Behandrina. [1.1]
Morphology 
5 Present :
6 Past :
7 Future :
8 Imperative :

Entry (2/2)9 alafy
Part of speech  10 noun
Explanations in Malagasy  11Zavamaniry mampanolatra fery haingana ny hodiny sy ny raviny (Alafia pauciflora). [1.1]
Explanations in French  12Alafia pauciflora Radlk., Alafia perrieri Jum. et Alafia thouarsii Roem. & Schult. (Apocynaceae). Lianes à latex riche en saponine, utilisé comme succédané du savon.. [Sakalava, Tankarana] [1.196]
Vocabulary  13 Botany: grass
Scientific name 

Anagrams  14 afaly, 15 alafy, 16 falia, 17 fiala, 18 lafia

Updated on 2025/11/09