|
|
|
|

Entry (1/2)1  ala fady
Elementary words  2  ala, fady
Part of speech  3  locution
Vocabulary  4  Botany
Explanations in Malagasy  5  ala misy fasana na toerana masina tsy azo diavina [1.1]
Explanations in English  6  A grove in which there are graves, and thus is forbidden ground [Provincial] [1.2]
Explanations in French  7  (de fady = sacré, interdit) reliques forestières, protégées de la destruction par les interdits religieux. [1.196]

Entry (2/2)8  ala fady
Elementary words  9  ala, fady
Part of speech  10  locution
Explanations in Malagasy  11  Vola omena ny mpandevina; vola na zavatra zaraina amin' ny olona nandray anjara tamin' ny fandevenana [1.1]
Explanations in English  12  A present of beef or money from the chief mourner at a funeral to those attending the ceremonies connected with the afana. [1.2]
Examples  13  Dia natao ny fombam-pandevenana izay fanaon'ny tany aloha, vola omena ny isan-karazana izay atao hoe : "alafady" ariary no natao tamy ny io. [2.59#]

Updated on 2023/06/16