Entry akoromby (koromby)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina miaro, manaloka: Tsilo akoromby ny anana mba tsy hohanin' ny biby ary bozaka akoromby ny ketsa [1.1]
Morphology 
Present : akoromby, akorombiko, akorombinao, akorombiny, akorombintsika, akorombinay, akorombinareo, akorombin', akorombin-, akorombim-
Past : nakoromby, nakorombiko, nakorombinao, nakorombiny, nakorombintsika, nakorombinay, nakorombinareo, nakorombin', nakorombin-, nakorombim-
Future : hakoromby, hakorombiko, hakorombinao, hakorombiny, hakorombintsika, hakorombinay, hakorombinareo, hakorombin', hakorombin-, hakorombim-
Imperative : akorombio

Anagrams 

Updated on 2023/01/19