|
|
|
|

Entry 1  akombona
Root  2 kombona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tsy velarina: Akombony ny bokinareo
9 Hidiana, tsy sokafana: Nakombony tsara ny vavany
10 Fihinina, fiazana: Akombona ao anaty tanana ny vola [1.1]
Explanations in English  11 to be closed, to be brought together, to be shut as the lips, a book, etc [1.7]
Explanations in French  12 qu'on ferme comme les lèvres, un livre, etc; qu'on serre [1.8]
Examples  13  Tsy sahy nijery olona firy amin' izany, sao mbola misy lokomena sisa tavela eny amin' ny endrika, ny tratram-palitao koa akombona mba tsy ho hita ny dia-molotra amin' ny lobaka. [2.4#]

Anagrams  akombona, 14 am-bokona, 15 manoboka

Updated on 2026/04/19