Entry | 1 akodingy |
Root | 2 kodingy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Azera, adaboka dia avela hikodiadia: Nakodinginy tany an-tevana ilay vato nanakan-dalana anay 5 Aongana: Nakodingin' ny Filoha ireo minisitra faly nameno paosy [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 adingiko, akodingy |
Updated on 2023/01/05 |