|
|
|
|

Entry1  akobaka (kobaka)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Entina manakobaka, manetsiketsika ny rano: Hazo lavalava no nakobany ny rano tao anaty barika
4  Hetsiketsehina, sasana (ao anaty rano): Nakobany tao anaty rano ny tongony fa feno fotaka [1.1]
Explanations in English  5  to be agitated (of water) [1.7]
Explanations in French  6  qu'on agite [1.8]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  akobaka, kaboaka

Updated on 2023/01/19