|
|
|
|

Entry 1  akivilivily
Root  2 kivilivily
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Ahetsika mankatsy sy mankaroa, akipilipily: Akivilivilio ny tananao dia hafana ianao
9 Ahodinkodina: Nakiviliviliny ny antsamotady ka nahavoa ny omby ny vato [1.1]
Explanations in English  10 to be swung back and forth [1.7]
Explanations in French  11 à faire balancer, à faire osciller, qu’on fait tourner [1.3]
12 qu'on balance, qu'on fait osciller [1.8]
Examples  13  nakiviliviliny ny antsamotady ka nahavoa ny omby ny vato (Il a fait tourner la fronde et la pierre a atteint le boeuf) [1.3#341]

Updated on 2026/04/19