|
|
|
|

Entry1  akipaka (kipaka)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Alana, esorina: Zanaka tsy vanona io: reniny niteraka azy ka nakipany nony antitra
4  Esorina ny akanjo, aboridana: Nakipaky ny jiolahy ilay mpandalo dia nilaozany tao
5  Esorina hiala: Akipaho ny tsihy rehefa mandalotra mba tsy haloto
6  Endahana indray miaraka: Nakipany iray ihany ny hoditr' ilay omby
7  Ariana: Akipaho any an-kady ny fako ao atsimon-trano [1.1]
Explanations in French  8  à détacher, à enlever, à écailler, à rejeter ; celui qu’on dépouille de ses vêtements: Zanaka tsy mankasitraka io ka nakipany ny reniny antitra (C’est un enfant ingrat qui a rejeté sa vieille mère) ~ Nakipany ny lambako (Il m’a dépouillé de mon lamba) [1.3#333]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word akipaka

Anagrams  14  akipaka, kapaika

Updated on 2024/02/05