|
|
|
|

Entry1  akasoka (kasoka)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Atao mikasoka amin' ny.., mandilotra, mifaoka: Aza akasoka amin' ny rindrina vao nasiana loko ny tananao [1.1]
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :

Anagrams  8  akasoka, asokaka, kasaoka

Updated on 2023/01/19