|
|
|
|

Entry1  akapoka (kapoka)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Entina mikapoka, mamely: Langilangy no nakapony ny lohan' ilay alika [1.1]
4  Adona, azera amin' ny tany: Akapohy amin' vato ny loha raha tsy faly, hoy ny fitenin' ny ankizy ~ Nakapony tamin' ny tany ilay namany [1.1]
Examples  5  Nony azo ny sahona efatra dia vonoina, akapoka eny ambony vatolampy. [2.356#]
6  fa raha ady tombon-tànana kosa, dia ny akapoka sy ny atoto ny fahavalo no mety aminy. [2.588#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  akapoka, akopaka, kapaoka, kapoaka

Updated on 2023/01/19