| Entry | 1 akaikikaiky |
| Root | 2 akaiky |
| Part of speech | 3 adverb [Full list] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
6 tsy dia lavitra loatra; somary eo anila; antomotra ihany
[1.62] |
| Explanations in French |
7 [akekikeky] assez proche, assez près
[1.3] |
| Examples |
8 Efa mba akaikikaiky ny fotoam-pinjinjana, ka velom-bolo ny tantsaha
[1.62]
9 Nanatona akaikikaiky izy hitazana. [2.472#213] |
| Other spellings | 10 akekikeky |
| Updated on 2026/04/22 |
|