Entry | akademia | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fikambanan' olona manampahaizana, mpanoratra, mpanao fikarohana momba ny antokom-pahalalana samihafa [1.1] | |
Examples | Tamin' io fotoana io no nilazany tamin'ny namako fa emitovitovy fanoratra, hoy izy, Ravelô sy Pierre Benoît (mpanoratra mpikambana ao amin' ny Akademia frantsay i Pierre Benoît.
[2.356] | |
Origin | French: académie. | |
Updated on 2023/10/29 |