|
|
|
|

Entry 1  ajoro
Root  2 joro
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao
9 Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay [1.1]
10 atsangana ny fitaovam-pandrefesana hifanitsy amin'ny teboka iray [1.13]
Explanations in French  11 mettre debout; mettre en station [1.13]
Examples  12  Ho fanatanterahana izany dia tsy maintsy : ajoro ny seha-panabeazana mifandray sy mahomby, hatrany amin' ny fanabeazana fototra ka hatrany amin' ny fampianarana ambony; [4.27#]
Vocabulary  13  Geography: topography

Updated on 2026/04/19