|
|
|
|

Entry (1/2) 1  ajanona
Root  2 janona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Aato, tsy tohizina: Najanona ny fanaovan-trano fa lany ny vola
9 Tsy avala hanohy ny dia: Najanon' ny mpamily teny antenatena lalamaizahay
10 Avala: Najanony teto ny zanany fa lasa izy
11 Apetraka: Ajanony tsy hianatra intsony ity zanakao ity fa efa lehibe nefa tsy manan-tsaina [1.1]
Explanations in English  12 to be stopped [1.7]
Explanations in French  13 qu'on arrête, qu'on interrompt; [1.8]
Examples  14  sy izay fomba ny olom-belona tsy azo ajanona, ka tsy maintsy ho vidiny; [2.59#]
15  Raha vizana izy dia manao ranotsilany, ka ajanona ny tanana, fa ny tongotra ihany no mitsipaka. [1.437#]
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 17  AjanonA
Part of speech  18  proverbial name [Full list]
Examples  19  Ajanony any raha toy izany foana, / Ajanony any fa mandany fotoana, / Vao may mati-kambo, sy mampidingin-drambo, / Ajanony any samy miala! [AmbondronA]

Anagrams  AjanonA, ajanona, 20 anjoana

Updated on 2026/10/06