|
|
|
|

Entry (1/2) 1  aisy
Part of speech  2  interjection [Full list]
Derivatives 
Interjections :
Explanations in Malagasy  4 Teny enti-maneho tsy fankasitrahan-lavatra iray, na fandavana mihitsy: Aisy! mandehana ianao mandeha any. ~ Aisy! tsy miditra amin' izany raharaha maizina izany aho [1.1]
Explanations in English  5 no! A word expressing dislike and grief. Esy is also used. [1.2]
6 expressing regret or disappointment; oh no! [1.7]
Explanations in French  7 Exprimant le désaveu, le dégoût, le refus : non, certes non, hélas! malheureusement! Aisy! tsy afaka aho (Oh non! je ne suis pas libre) ~ Aisy! rahoviana no ho vita io raharaha io? (Hélas! quand sera-t-il fini ce travail?) ~ Aisy! mampalahelo loatra izany ! C’est vraiment affligeant!) [1.3#11]
8 mot employé pour chasser les volailles, etc. [1.3#11]
9 qui exprime le regret ou la déception ; hélas, malheureusement. [1.8]

Entry (2/2) 10  aisy
Root  11 isy
Part of speech  12  passive verb
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Explanations in Malagasy  17 [Antesaka] mametraka [1.78]
18 Atao amin' ny...: Vongan-tsira lehibe angaha no naisinao ny laoka no mangeroka tsy azo hanina itỳ izy? [1.1]

Anagrams  aisy, 19 isay, 20 siay

Updated on 2026/04/19