|
|
|
|

Entry 1  aingaina
Root  2 ainga
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Entanina: Irerỳ voalohany aingain' ny fony kokoa, iretsy faharoa tarihin' ny sainy kokoa (Antoine Rahajarizafy)
9 Bataina: Aingao io vato io raha matanjaka ianao [1.1]
Explanations in English  10 to be lifted up, to be raised up. [1.2]
Explanations in French  11 Qu’on soulève, qu’on lève, qu’on va chercher: Tsy azoko aingaina io entana io (Je ne puis soulever ce paquet) [1.3#11]
Examples  12  Raha hitsahatra amin' ny fihinanam-bary dia aingaina any ambony loha ny lovia vao mijanona; [1.437#]
13  An-kevitry ny tsy diso ny fanombatombanan-dRaboto, satria tsy zakan' ny sandriko anila aingaina ilay tavoahangy! [2.471#]

Anagrams  aingaina, 14 iaingana

Updated on 2026/04/19