|
|
|
|

Entry1  ahorona
Root  2  horona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ahodina hivoromborona: Ahorony ny tsihy
5  Ampirimina, angonina: Rehefa hariva ny andro, ahoron' ny olona ny vary, omby aman' ondry
6  Alaina indray miaraka, faohina: Nipoaka ny ady, nahorona natao miaramila daholo ny tovolahy ~ Nahoron' ny mpangalatra daholo ny entana tao an-trano
7  Baboina: Nahoron' ny fanjakana ny fananan' ilay mpamadika [1.1]
Explanations in English  8  to be rolled up [1.7]
Explanations in French  9  qu'on roule, qu'on enroule, ramasse; qu'on confisque [1.8]
Examples  10  Ny salakako raha ahorona, hoatra ny totohondry; [2.69#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Proverbs  15  Proverbs containing the word ahorona

Anagrams  16  ahorona, anoharo, orohana

Updated on 2023/01/19