Entry ahofa (hofa)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Itadiavana mpanofa na olona hanofa: Trano ahofa
Omena hipetrahan' olona mpanofa: Nahofako ilay tranoko eny Ambohijanahary fa efa tsy mipetraka ao intsony ny zanako [1.1]
Morphology 
Present : ahofa, ahofako, ahofanao, ahofany, ahofantsika, ahofanay, ahofanareo, ahofan', ahofan-, ahofam-
Past : nahofa, nahofako, nahofanao, nahofany, nahofantsika, nahofanay, nahofanareo, nahofan', nahofan-, nahofam-
Future : hahofa, hahofako, hahofanao, hahofany, hahofantsika, hahofanay, hahofanareo, hahofan', hahofan-, hahofam-
Imperative : ahofao

Entry ahofa (hofa)
Part of speech passive verb
Explanations in English To be waved at someone, (as a hat, a cloth. etc.) [1.7]
Explanations in French Qu'on agite pour faire signe, comme un chapeau, un mouchoir etc [1.8]
Morphology 
Present : ahofa, ahofako, ahofanao, ahofany, ahofantsika, ahofanay, ahofanareo, ahofan', ahofan-, ahofam-
Past : nahofa, nahofako, nahofanao, nahofany, nahofantsika, nahofanay, nahofanareo, nahofan', nahofan-, nahofam-
Future : hahofa, hahofako, hahofanao, hahofany, hahofantsika, hahofanay, hahofanareo, hahofan', hahofan-, hahofam-
Imperative : ahofao

Entry ahofa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] Jono [1.78]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31