|
|
|
|

Entry1  ahoatra (hoatra)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Ampandalovina ambony, an-koatra..., alefa mihoatra...: Ahoary ny tamboho io entana io [1.1]
Explanations in French  4  à faire passer dessus, au delà: Hahoatrako amin' ny tamboho ny fanalahidy ka tantazo (Je vais faire passer la clef par dessus le mur, recevez-là) [1.3]
Examples  5  ary rahefa nisotro, maka indray ahoatra ny loha ny, dia asafo ny lolia ny. [2.48]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  ahaotra, aharato, ahoatra, aohatra, raha toa, taoraha

Updated on 2020/07/31