|
|
|
|

Entry1  ahoana hoe
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] entimanontany raha tena izany tokoa no izy, ka matetika fiangaviana hamerina ny efa voalaza io: Ahoana hoe? (toy izany avokoa no hevitry ny "hoe" aorian' ny teny enti-manontany: Iza hoe no nilaza izany?)
Elementary words  4  ahoana, hoe

Updated on 2024/12/07