Entry ahivoka (hivoka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina mameno
Afatratra, asesika: Nahivoka tao anaty fiara kety izy valo lahy [1.1]
Morphology 
Present : ahivoka, ahivoko, ahivokao, ahivony, ahivotsika, ahivokay, ahivokareo, ahivok', ahivo-
Past : nahivoka, nahivoko, nahivokao, nahivony, nahivotsika, nahivokay, nahivokareo, nahivok', nahivo-
Future : hahivoka, hahivoko, hahivokao, hahivony, hahivotsika, hahivokay, hahivokareo, hahivok', hahivo-
Imperative : ahivohy

Updated on 2023/01/19