| Entry | 1 ahirina |
| Root | 2 hirina |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Ilazana ny olona efa ho faty izay akimpy ny masony: Nahirin-janany Rakoto nony ho faty
[1.1] |
| Examples |
9 Mifandray tendro amin'ny poety maro eto i Dox raha milaza fa ny maso ahirina eto an-tany dia antenaina fa hihiratra any an-koatra;
[2.313#]
|
| Anagrams | ahirina, 10 hariañy, 11 hiraina, 12 ihirana, 13 irahina |
| Updated on 2026/04/19 |
|