|
|
|
|

Entry1  ahintsana (hintsana)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Araraka na alatsaka amin' ny alalan' ny fanozongozonana: Nahintsan' ny rivotra ny voninkazo
4  Alana amin' ny alalan' ny fanetsiketsehana: Ahintsano ny vovoka amin' ny tongotrao vao miditra ny trano ianao
5  Sivanina: Ahintsana ny fasika
6  (famarana) hozongozonina mba hahalany bebe kokoa: Ahintsano tsara ny sobika mba hahalany vary bebe kokoa [1.1]
Explanations in English  7  to be shaken off as fruit from a tree; to fall off as leaves; to fall out as hair [1.7]
Explanations in French  8  qu'on fait tomber en secouant; tomber comme des feuilles mortes; tomber comme des cheveux [1.8]
Examples  9  ahintsana ny voan-katsaka rahefa avy eo, ahahy ho maina. [2.472#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing the word ahintsana

Updated on 2023/01/19