|
|
|
|

Entry1 ahina
Root  2ahy
Part of speech  3 passive verb
Explanations in Malagasy  4atahorana: ahiko ho nangalatra iny zazalahy iny fa kaodikaody.
5karakaraina, raharahaina: tsy ahiny akory ny asany. [1.1]
Explanations in English  6to be cared for, to be concerned about, to be feared , to be suspicious about.. [1.2]
7to be cared for; to be cause for worry. [1.7]
Explanations in French  8dont on a soin; dont on s'inquiète; dont on se soucie. [1.8]
Examples  9 Ny tsy ahina no mahafaty. [2.69]
10 Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [2.324]
Morphology 
11 Present :
12 Past :
13 Future :
14 Imperative :
All compound words  15havana tsy ahina
Proverbs  16 Proverbs containing that word

Anagrams  17 ahina, 18 anahy, 19 an' iha, 20 haina, ha~ina

Updated on 2025/11/05