| Entry | 1 ahena |
| Root | 2 hena |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Hakelezina: Ahenao itỳ variko itỳ fa be loatra ~ Nahenany ny karamako ka tsy faly aho
9 Atao vitsivitsy kokoa: Ahenao ny isan' ny sigara laninao amin' ny indray andro [1.1] |
| Explanations in English |
10 to be lessened, to be diminished.
[1.2] 11 to be lessened, to be reduced [1.7] |
| Explanations in French |
12 qu'on diminue, qu'on amoindrit, qu'on rétrécie
[1.8] 13 ahena ny mivonto: diminuer l'enflure [1.13] |
| Examples |
14 Ary, ianareo, olon' i Fandriana, firy ny olona tianareo ahena isa, ny aminareo?
[2.270#]
|
| Analogs | 15 ajetsy, 16 ajotso, 17 ampidinina |
| Anagrams | ahena, 18 ehana, 19 hanea, 20 heana |
| Updated on 2026/04/19 |
|