|
|
|
|

Entry1  ahemotra (hemotra)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Atao mihemotra, akisaka: Nahemotra ny fivoriana [1.1]
Explanations in English  4  to be put back , to be withdrawn. [1.2]
5  to be drawn back; to be postponed [1.7]
Explanations in French  6  qu'on recule, retenu, qu'on renvoie à plus tard: Nahemotra ny fanadinana (L'examen a été renvoyé à plus tard) [1.3]
7  qu'on fait reculer; qu'on renvoie à plus tard [1.8]
Examples  8  ary tsy afaka ahemotra intsony ny hidy lehibe. [1.38]
9  Amin’ny firenena demokratika iray, dia tsy azo ahemotra ny fifidianana raha tsy misy toe-javatra tsy azo ihoarana (ady, loza voajanahary) tsy ahafahana mikarakara ny fandatsaham-bato. [4.27]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14  ahemotra, ametraho, mahatero

Updated on 2023/01/19