|
|
|
|

Entry1  ahavitana
Root  2  vita
Part of speech  3  relative verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Examples  5  Tsy ahavitana ny tokony hatao. [2.69#]
6  Mahajamba, mahalemy ary tsy ahavitana ny adidy intsony. [2.895#]
7  ka na marevaka andro ahavitana aza, dia hazeran' ny orana sy ny rivotra indray alina monja. [2.649#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Anagrams  11  ahavitana, hatiavana

Updated on 2023/01/20