Entry ahatsinanana (atsinanana)
Part of speech relative verb
Examples Tadidio kely aloha fa araka ny ahatsinanana sy ahafatesan' ny volana no ameran' ny Malagasy ny anaram-bolana 12, toa ny an' ny Arabo sy ny Hebrio koa: ka tsy mba 30 sy 31 andro toa ny volam-Bazaha, fa 28, any ka ny taona koa tsy mifanindry. [2.296]
Morphology 
Present : ahatsinanana, ahatsinanako, ahatsinananao, ahatsinanany, ahatsinanantsika, ahatsinananay, ahatsinananareo, ahatsinanan', ahatsinanan-, ahatsinanam-, ahatsinana-
Past : nahatsinanana, nahatsinanako, nahatsinananao, nahatsinanany, nahatsinanantsika, nahatsinananay, nahatsinananareo, nahatsinanan', nahatsinanan-, nahatsinanam-, nahatsinana-
Future : hahatsinanana, hahatsinanako, hahatsinananao, hahatsinanany, hahatsinanantsika, hahatsinananay, hahatsinananareo, hahatsinanan', hahatsinanan-, hahatsinanam-, hahatsinana-

Anagrams 

Updated on 2023/01/19